Entrée atakarina (takarina)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Avala hiresaka, hihinana any an-tranon' olona: Aza atakarina any an-tranon' olona ny zanakao fa mahamenatra [1.1]
Morphologie 
Présent : atakarina, atakariko, atakarinao, atakariny, atakarintsika, atakarinay, atakarinareo, atakarin', atakarin-, atakarim-, atakari-
Passé : natakarina, natakariko, natakarinao, natakariny, natakarintsika, natakarinay, natakarinareo, natakarin', natakarin-, natakarim-, natakari-
Futur : hatakarina, hatakariko, hatakarinao, hatakariny, hatakarintsika, hatakarinay, hatakarinareo, hatakarin', hatakarin-, hatakarim-, hatakari-
Impératif : atakarino

Mis à jour le 2023/01/20