Entrée atambotsotra (tambotsotra (vosotra))
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Akorisa, aidina ambanimbany kokoa: Atambotsory kely io zaza io fa efa ila hidona amin' ny rindrina ny lohany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to be made to sink, to be lowered [Hallanger 1973]
Traduction française   à faire glisser, reculer, à faire dégringoler rapidement [Abinal 1888]
   qu'on abaisse, qu'on réduit [Hallanger 1974]
Morphologie  
atambotsotra
atambotsotro
atambotsotrao
atambotsony
atambotsotsika
atambotsotray
atambotsotrareo
atambotsotr'
atambotso-
atambotsotry
natambotsotra
natambotsotro
natambotsotrao
natambotsony
natambotsotsika
natambotsotray
natambotsotrareo
natambotsotr'
natambotso-
natambotsotry
hatambotsotra
hatambotsotro
hatambotsotrao
hatambotsony
hatambotsotsika
hatambotsotray
hatambotsotrareo
hatambotsotr'
hatambotso-
hatambotsotry
atambotsory

Mis à jour le 2013/12/12