|
|
|
|

Entrée1 atao ankila bao
Partie du discours  2 locution
Explications en malgache  3enti-milaza ny entana atao amin' ny ilan' ny bao filanjana mba tsy hampahavesatra ila ny fitondrana; koa amin' izany entina hilazana izay zavatra rehetra ilaina mba hampifandanja fotsiny ny atao fa tsy misy hilana azy firy. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/19