Entrée atentina (tentina)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Entina mandoko; ahosotra: Taniravo atentina fotsiny izany fa tsy ny tena zavatra akory
¶ Entina manentsina ny loaka: Mividianasavoka hatentina io siny mitete io
¶ Entina manala baraka, mandoto: Zavatra tsy nataoko akory no natentina ahy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
atentina
atentiko
atentinao
atentiny
atentintsika
atentinay
atentinareo
atentin'
atentin-
atentim-
atenti-
natentina
natentiko
natentinao
natentiny
natentintsika
natentinay
natentinareo
natentin'
natentin-
natentim-
natenti-
hatentina
hatentiko
hatentinao
hatentiny
hatentintsika
hatentinay
hatentinareo
hatentin'
hatentin-
hatentim-
hatenti-
atenteno
Citations 

2010/05/14