| Entrée | 1 atoby |
| Radical | 2 toby |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Asaina milasy: Atobio eto ny miaramila
5 Angonina, vorina: Natoby teo an-tokotany ny remby azo [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be placed in various places, as heaps of rice
[1.2] 7 to be gathered in heaps; to be placed about in small heaps [1.7] |
| Explications en français |
8 qu'on réunit en tas; qu'on fait camper, qu'on place en petits tas
[1.8] |
| Exemples |
9 Tany moa rahefa handihy ny ao an-tanàna, dia atoby iray toerana ny dabilio ao an-tsekoly, dia samy manao izay ataony eo ny olona.
[2.4#]
|
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 14 atoby, 15 baoty, 16 boaty, 17 tioba, 18 Tobia |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|