Entrée atodiny > atody
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra misy tsirin' aina alatsaky ny vavy amin' ny biby, indrindra ny vorona, izay foy rehefa avy kotrehin-dreniny mandritra ny fotoana maharitra ka tonga bibikely na voronkely. Misy zavatra telo ao amin' ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany ary ny akorany izay mandrakotra an' iretsy voalohany [1.1]
 Vokatra ateraky ny fihaonan'ny tsiry lahy sy tsiry vavy [1.13]
Explications en anglais An egg. [Mal. telur; Dyak tulu; Nias adulu; Jav. andoy; other dialects, toil, tolo, telli, terani, atulu, etc.] [1.2]
 An egg [1.7]
Explications en français Oeuf [1.8, 1.13]
 Embryon, zygote [1.13]
Exemples 
1Omeo ronono sy atody potsehina izy, ary ataovy mafana sy aza avoaboaka any ivelany. [2.472]
2Noro tao an-tsain' ise tao, dia tsy mahagaga ankehitriny raha foy ny atody nakotrika. [2.5]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes 

Entrée atodiny > atody (tody)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao tonga an-tseranana: Atodio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo [1.1]
Explications en français Qu'on fait rentrer au port [1.3]
Morphologie 
Présent : atody, atodiko, atodinao, atodiny, atodintsika, atodinay, atodinareo, atodin', atodin-, atodim-
Passé : natody, natodiko, natodinao, natodiny, natodintsika, natodinay, natodinareo, natodin', natodin-, natodim-
Futur : hatody, hatodiko, hatodinao, hatodiny, hatodintsika, hatodinay, hatodinareo, hatodin', hatodin-, hatodim-
Impératif : atodio

Anagrammes 

Entrée atodiny > atoditra (toditra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Andramana [1.1]
Explications en français à goûter [1.3]
Morphologie 
Présent : atoditra, atoditro, atoditrao, atodiny, atoditsika, atoditray, atoditrareo, atoditr', atodi-, atoditry
Passé : natoditra, natoditro, natoditrao, natodiny, natoditsika, natoditray, natoditrareo, natoditr', natodi-, natoditry
Futur : hatoditra, hatoditro, hatoditrao, hatodiny, hatoditsika, hatoditray, hatoditrareo, hatoditr', hatodi-, hatoditry
Impératif : atodiro

Anagrammes 

Entrée atodiny > atodika (todika)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina milaza ny maso na ny loha ahodina mba hankany amin-javatra na olona eo anindrana na any ivoho: Aza atodika any ny lohanao [1.1]
Morphologie 
Présent : atodika, atodiko, atodikao, atodiny, atoditsika, atodikay, atodikareo, atodik', atodi-
Passé : natodika, natodiko, natodikao, natodiny, natoditsika, natodikay, natodikareo, natodik', natodi-
Futur : hatodika, hatodiko, hatodikao, hatodiny, hatoditsika, hatodikay, hatodikareo, hatodik', hatodi-
Impératif : atodiho
Mots composés 

Anagrammes