Entrée atoditarina > atodintarina
Mots élémentaires atody ; tarina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fivontosan' ny mosavinkena ao ambany helika na eo amin' ny taita na eo amin' ny tenda na ny hatoka, ka ny fisehoany dia toy ny tomaboha vavy ny sasany (ireo madinika), ary vaventiventy toy ny vakamboahangy kosa ireo lehibe [1.1]
Explications en anglais A swelling in the groin or armpits arising from hurts or wounds in the hand or foot. [1.2]
Explications en français Glandes à l'aine [1.3]
 Adénite, bubon [1.66]
 [ atoditarina ] Bubon [1.5]
Vocabulaire