Entrée ato ho ato
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-manondro toerana voafaritra: Ato ho ato no misy ilay Peratro very
Enti-manondro fotoana tsy lavitra loatra nefa akaiky kokoa noho ny atsy hoatsy: Mikasa hanao rindran-kira ry zareo ato ho ato [1.1]
Explications en anglais Somewhere near here; soon [1.7]
Explications en français Par là à côté; bientôt [1.8]

Mis à jour le 2023/01/12