|
|
|
|

Entrée (1/2)1  atoko
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  toko
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Enti-milaza zavatra tsy alefa mitambatra be amin' izao, fa tsinjarazaraina ho antontany kely maromaro: Atokoy ny henanao, Rangahy itỳ, fa tsy manam-bola hividianana an-kilaony aho
Zarazaraina: Atokoy dimy ireto mpianatra ireto

Entrée (2/2)9  atoko
Partie du discours  10  verbe passif
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Explications en malgache  15  [1.78] [Betsimisaraka] andrahoina

Anagrammes  16  atoko, tokoa

Mis à jour le 2025/07/29