|
|
|
|

Entrée1 atôma
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  [ataoma] 3Ny ilany kitika kely indrindra amin' ny fiforonan' ny tenanjavatra izay mizara roa: ny tenany, ary ny hery roa manodidina azy atao hoe "neutron" sy "proton". Misy tenan' ataoman-javatra sasantsasany izay rehefa misaratsaraka dia manan-kery faran' izay mafy, ka nampiasain' ny manam-pahaizana hanaovana ireo atao hoe baomba ataomika, baomba manan-kery tsy hita noanoa. [1.1]
4singany farany izay kely indrindra tsy azo zaraina mpanorina ny raha iray. [1.13]
51. Ilany kitika kely indrindra amin' ny fiforonan' ny tenan-javatra izay mizara roa: ny tenany sy ny hery roa manodidina azy, dia ny netrôna sy ny prôtôna ka ampiasaina hanamboarana baomba atômika, hamokarana angovo atômika ahazoana elektrisite; potika farany bitika miorina ho kasinga simika, noheverina fa izy no farany izay kely indrindra tsy azo ho tresahina..
62. Ny atôma no mpiorina ho raha, noheveriny fa farany bitika indrindra, tsy azo saratsarahina, tsy mety hopotehina.. [1.62#156]
Explications en français  7atome. [1.13]
Vocabulaire  8 Chimie
Tous les mots composés  93 combinaisons de ce mot

Anagrammes  10 amato, 11 amota, 12 atôma, 13 maota, 14 matoa

Mis à jour le 2025/10/08