Entrée atriatry
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tanora vantobantony lehibe tsy kely, salasala. Amin' ny hevitra an' ohatra, dia azo raisina hoe "Tsy ambony tsy ambany", nahatonga ilay fitenenana hoe "Atriatry ohatra ny traingon' alika" mitovy amin' ny hoe "Basin' ariary fito: tsy tian' ny mpanana ary tsy takatry ny malahelo" [Rajemisa 1985]
Définition anglaise of medium size or age; moderate; neither the one nor the other; to be either too small or too large; in uncertainty between two measures. See salasala. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2009/02/23