| Entrée | 1 atsangana | 
| Radical | 2tsangana | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 
4 Arenina amin' ny haavony, tsy avela handry: Atsangano io barika io Aseho ka apetaka eny amin' ny arabe sy ny trano: Tsy maintsy atsangana ny saina rehefa tonga ny fetimpirenena Aorina, ajoro: Antoko natsangan-dRavoahangy sy Raseta ary Rabemananjara ny M.D.R.M [1.1]  | 
| Morphologie | 
  | 
| Tous les mots composés | 93 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/11/02 | 
 |