|
|
|
|

Entrée1  atsilany
Radical  2 tsilany
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Ampandrina ka ny lamosina no atao ambany, ny maso miandrandra ambony: Atsilaneso io zaza io
5 Apetraka ka ny vavany atao ambony: Tsy tokony hahohoka io vilany io fa hatsilany [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10 ala tsiny, atsilany, 11 tsiniala

Mis à jour le 2025/09/12