|
|
|
|

Entrée1  atsinkafona
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  tsinkafona
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Ahevaheva eny ambony rano: Aza dia atsinkafona re ny loto efa mandry any ambany rano any e!
Zavatra tsy nisy nahalala na efa hadino ka atranga ho hitan' ny be sy ny maro: Natsinkafony teo tamin' ny kabary nataony ny kileman' ilay maty
Explications en anglais  9  [1.7] to be made to float
Explications en français  10  [1.8] qu'on fait flotter sur l'eau

Anagrammes  11  anofantsika, atsinkafona, fanoantsika, foanantsika, ifantsanako, nafantsikao, nantsafaiko, naofantsika

Mis à jour le 2025/07/29