| Entrée | 1 avadika | 
| Radical | 2 vadika | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atao miamboho: Avadiho ny lalimoara atao ivelany ny ao anatiny: Navadiny ny zipony ka nihomehy daholo ny olona aseho ny lafiny mbola tsy niseho: Avadiho amin' izay ny takelaka iodinana: Navadiky ny sakaizany izy afindra ho amin' ny fasan-drazana na fonosin-dambamena: Amin' ny herintaona no havadika i Dadatoa [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be turned over to be changed (of a conversation) [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu’on retourne [1.3, 1.8] 7 qu’on trahit [1.3, 1.8] 8 qu’on change de côté, qu’on tourne, qu’on met à l'envers, qu'on chavire qu’on transporte dans un autre tombeau [1.3] 9 dont on change le sujet (conversation) [1.8] | 
| Exemples | 10   Navadik'ilay kary aho (Ce coquin m’a trahi)
[1.3] 11 Asa tany Mila avadika ny tany rehefa mamboly. [2.117] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 16 5 combinaisons de ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |