Entrée aviotra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka] karazam-bahy misy tilony mitovy ravina amin'ny oviala, roindambo [Rakotosaona 1972]
 Zavamaniry ilay antsoina hoe "verveine citronnelle" entina manadio rano no sady mampitombo ny hatsembohana (Smilax kraussiana) [Rajemisa 1985]
Définition française salsepareille [Abinal 1888]
Définition française  [Bezanozano, Merina] . Smilax kraussiana Meisn. (Smilacaceae). Voir avaotra. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Smilax kraussiana
Synonymes fandrikibodisy

2018/11/05