Entrée avonavona (avona)
Partie du discours   nom
Définition malgache   avona [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   pride, haughtiness [Hallanger 1973]
Traduction française   orgueil, hauteur [Hallanger 1974]
Exemples   Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? [Rahajarizafy: Kabary, page 102]
tsy avonavona na tsy fitiavana, fa misy antony tsy ahaizako manaiky ny fangatahany. [Rajaonarivelo: Bina, page 79]
Vocabulaire  
Morphologie  
avonavona
avonavoko
avonavonao
avonavony
avonavontsika
avonavonay
avonavonareo
avonavon'
avonavon-
avonavom-
avonavo-
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2016/08/22