Entrée avongady (vongady)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Amidy mitambatra, miaraka: Moa tsy navongadin' ilay mpivarotra daholo ny vary tao aminy ka ny kely vola tsy mba nahazo mihitsy!
Atao miharihary, mitokana erỳ, asongadina (filaza amin' ny zavatra lehibe, makadiry): Navongadiny terỳ an-tokotany ilay laona vato vao novidiny [1.1]
Morphologie 
Présent : avongady, avongadiko, avongadinao, avongadiny, avongadintsika, avongadinay, avongadinareo, avongadin', avongadin-, avongadim-
Passé : navongady, navongadiko, navongadinao, navongadiny, navongadintsika, navongadinay, navongadinareo, navongadin', navongadin-, navongadim-
Futur : havongady, havongadiko, havongadinao, havongadiny, havongadintsika, havongadinay, havongadinareo, havongadin', havongadin-, havongadim-
Impératif : avongadio

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05