|
|
|
|

Entrée1  avotretrika
Radical  2  votretrika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Ampifanongoavina, afatratra tsy misy kitotony: Avotretreho ao fotsiny aloha ireo boky ireo fa maika [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9 avotretrika, 10 tera-kovitra

Mis à jour le 2025/09/12