Entrée baboina (babo)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao sambobelona, atao babo: Tafondro roa no nobaboin' ny fahavalo
Robaina, angalarina: Nobaboin' ny jiolahy daholony entant' tao ambany rihana
Hosena, alaina ho onitra: Hobaboin' ny fanjakana ny fanan-nany fa namadika tanindrazana izy [1.1]
Explications en anglais To be taken captive [1.2, 1.7]
 To be captured; to be seized, as of goods. [1.2]
 To be seized [1.7]
Explications en français Qu'on capture, qu'on confisque, qu'on pille [1.3, 1.8]
Exemples 
1Nobaboin' ny miaramila ny tanàna (Le village a été pillé par les soldats) [1.3]
2Nobaboin' ny fanjakana ny fananany (Le gouvernement a confisqué ses biens) [1.3]
3Nobaboin' ny jiolahy olona maro sy omby betsaka (Les brigands ont capturé un bon nombre de personnes et beaucoup de boeufs) [1.3]
4Rehefa hitan ny ankizilahiny fa vehivavy no baboin'ireo olona ratsy fanahy ireo, dia nifandimbiasany nolanjainy iny zazavavy iny [2.324]
Morphologie 
Présent : baboina, baboiko, baboinao, baboiny, babointsika, baboinay, baboinareo, baboin', baboin-, baboim-, baboi-
Passé : nobaboina, nobaboiko, nobaboinao, nobaboiny, nobabointsika, nobaboinay, nobaboinareo, nobaboin', nobaboin-, nobaboim-, nobaboi-
Futur : hobaboina, hobaboiko, hobaboinao, hobaboiny, hobabointsika, hobaboinay, hobaboinareo, hobaboin', hobaboin-, hobaboim-, hobaboi-
Impératif : baboy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20