|
|
|
|

Entrée (1/2)1  baibona
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  4  [1.1] Tendron' ny vy solom-pantsika anakambanana takela-by na hazo, izay pohina mafy mba tsy ho afa-mitsoaka
Explications en anglais  5  [1.7] the end of a rivet
Explications en français  6  [1.8] le bout à river
Vocabulaire  7  Technique

Entrée (2/2)8  baibona
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.1] Ny sofin' ny riandriana roa havia sy havanana ka ny iray somary vorivory, ny iray fisaka ny tampony

Anagrammes  11  ababony, baboina, babonay, baibona, bobaina, ibobana, nobabia

Mis à jour le 2025/08/10