Entrée bakalorea
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanadinana mamarana ny fianarana ambaratonga faharoa; diplaoma amena an' izay afaka an' io fanadinana io: Manao fanompoam-pirenena ivelan' ny tafika ny mpianatra afaka bakalorea [1.1]
Exemples atao mahomby kokoa ny fandaminana ny lalam-piofanana ho an’ny mpianatra vao afaka bakalorea; [4.27]
Origine Français: baccalauréat.

Mis à jour le 2020/07/31