Entrée balelaka (belaka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Be vava, mivelatra ny vavany nefa marivo aty: Tsy mahalany firy ny harona balelaka
Misokatra be (fiteny amin' ny vozon' akanjo, maso): Balela-bozona be ilay akanjonao maitsomaitso. / Balela-maso itỳ zaza itỳ [1.1]
Explications en français Bien ouvert et peu profond [1.3]
Dérivés 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/24