Entrée bambana
Partie du discours   nom
Définition malgache   toerana ranoiray sady tsy hita fara: Ny sambo dia mivoaka avy amin' ny seranana ka miditra amin' ny bambana [Ravelojaona: Firaketana]
   toerana midadasika tsy hita faritra; faritra tsy taka-drefy [Akademia 2005]
Définition anglaise   [Provincial] a boundless space [Richardson 1885]
Exemples   Vao mitazana eo an-davarangana ianao dia bambana tsy taka-maso no indro tazanao [Akademia 2005]
Mots composés, titres, noms  

Entrée bambaña
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] adaladala [Rakotosaona 1972]

2017/07/04