| Entrée | 1 bangaina |
| Radical | 2banga |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4Asiana banga, atao tsy ampy: Tandremo bangainao ny volako amin' ny faran' ny volana fa tsy nanapaka mihitsy aho na dia indray andro aza.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5to have gaps made in as hedges, saws, knife-blades, etc..
[1.2] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|