Entrée banga ridana tsy am-bodiakoho (banga, ridana, tsy, vody, akoho)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny ankizy banga mifo-nify (heverina manko fa ny antitra ihany, izay omena ny vodiakoho, no tokony ho banga [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31