|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  banky
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy. (Jereo Bankirompitra, bankiroty) [1.1]
Analogues  4  foan-tanana, 5  kisoa bory rambo, 6  lany fatotra amam-pondrana, 7  majifa ny fananana, 8  mangadihady toy ny vilany nahandroam-patsa, 9  tsy am-bariraiventy, 10  tsy filo tsy fihatsaka, 11  tsy kibay tsy fively, 12  tsy kitay tsy vary maina

Entrée (2/2) 13  banky
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15 Trano fitehirizam-bola izay ametrahan' ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan' ny vola, ary manonta vola koa aza indraindray [1.1]
16 andry ara-bola natao hisahana ny raharaham-bola ao amin'ny firenena iray [1.13]
Explications en français  17 banque [1.13]
Vocabulaire  18  Economie: finances, gestion
Combinaisons  19  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot banky

Mis à jour le 2026/04/19