Entrée baondy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Anaran-karatra filalaovana misy sary tokana eo afovoany (kodiadiam-borona na efa-joro na fo na fon' omby mainty), ka heverina mazàna fa anisan' ny tsara indrindra amin' ny vato [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   the ace in playing cards. [Richardson 1885]
Traduction française   as [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Citations  
Illustrations  

Mis à jour le 2012/11/03