Entrée baskety
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. basket-ball] Lalao fanatanjahan-tena misy mpilalao dimy an-daniny avy ka ny ifaninanan' izy roa tonta dia izay hampidirana baolina imbetsaka indrindra ao anatin' ny haraton' ny an-kilany avy [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: basket-ball.
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31