|
|
|
|

Entrée1  batisa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 (Fiv. protest.) Anaran' ny batemy amin' ny protestanta, izay samy hafa kely amin' ny fahazoan' ny katolika azy satria toa fanolorantena amin' Andriamanitra indrindra no anton' ny batisa [1.1]
Explications en anglais  4 baptism, the administration of Christian baptism. See tso-drano. [1.2]
Explications en français  5 baptême (pour les protestants) [1.5]
Exemples  6  Dia nanao batisa ny ankizy ny Pastera. [2.499#]
7  Dia natao batisa izy sy ny Praiministra. [2.113#]
8  Tany Ankazonamoizana Ravahatra no natao batisa. [2.649#]
Vocabulaire  9  Religion et Liturgie
Autres orthographes  10 badisa
Synonymes  11 batemy
Tous les mots composés  12  3 combinaisons de ce mot
Article  13 Randzavola: batisa ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  14 batisa, 15 sabita, 16 tabasy

Mis à jour le 2025/11/09