beriberi   
beriberia
[fr. béribéri] Aretina mahatonga reraka sy malemy ary manirano eo amin' ny ranjo, vokatry ny tsy fisian' ny vitamina [1.1]