Entrée besisika
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan-trondron-dranomamy lehibe sady tsara nofo (Megalops cyprinoides). Ny ahafantarana azy dia ny volony fotsy mova tsy ny voahoso-bolafotsy vasobasoka, ary ny vonon-damosiny misy tsiratsiraka lava; halavany: 60 sm., fa ny lanjany, misy maro no mihoatra ny 1 kilao sy sasany [1.1]
Nom scientifique Megalops cyprinoides
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31