Entrée biko
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Betsileo] Enti-milaza karazan-tandrok' omby namboarina hatramin' ny fitsiriany haka ny endrika itiavana azy, ka mety mifaingoka kely izy io, mety koa nafaingoka hiolaka tanteraka mila hikasika ny loba, nefa koa misy tandroka efa biko vita-Nanahary [Rajemisa 1985]
   [Sakalava] karazan-tandrok' omby namboarina hatramin' ny fitsiriany haka ny endrika itiavana azy, ka mety ho voa-Janahary ny bikany, mety ho nafaingoka kely, mety koa ho nafaingoka hiolaka tanteraka mila hikasika ny loha [Rajemisa 1985]
Définition française   bancal, tordu [SLP: Voambolana]
Synonymes   bikoa
Analogie   Formes des cornes des boeufs
Illustrations  

Entrée biko
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Taisaka] mandringa [Rakotosaona 1972]

2010/05/06