Entrée boba
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taimoro] betsaka, maro [Rakotosaona 1972]
 Mora vidy izaitsizy, ambany vidy aoka izany [Rajemisa 1985]
Définition française  [Tankarana] nombreux, bon marché. [David 1952 (takila B)]
Dérivations 
Exemples 
1Boba ny voankazo [Rajemisa 1985]
2Varo-boba itỳ ny eto an-tsena fa hariva ny andro no avy ny orana [Rajemisa 1985]

2017/05/25