Entrée bolivianina
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Bolivia (Amerika atsimo): Vitsy ny Bolivianina fa tsy mahatratra afa-tsy 4 tapitrisa mahery kely monta
¶ Momba an' i Bolivia, an' i Bolivia na avy any Bolivia: Ny tobim-bolafotsy no foto-karena bolivianina [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: bolivien.
Analogues  Bolivia

Mis à jour le 2012/12/26