| Entrée | 1 borabora |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Ratsy fehy, malemy fatotra: Boraborany fehin' ny entana fa ataovy mafimafy aloha vao mandeha
4 Vaventy fa malemy: Zazalahy borabora / Naivo vaventy fa kely aina 5 Mihanja vatana, na ratsy fitafy: Borabora fitafy lava izao iny olona iny 6 Malai-mihetsika, mitavozavoza: Olona borabora amin' izay rehetra ataony Rakoto [1.1] |
| Explications en anglais |
7 slack, loosely tied; inert, not firm, flabby. See rebareba, rerarera
[1.2] |
| Dérivés |
|
| Anagrammes | borabora, 27 robaroba |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|