|
|
|
|

Entrée (1/2)1  boriky
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Ampondra. [1.1]
Exemples  4  Tsy nihinana ny nofon' ny boriky ny Jiosy; [1.38]
5  kely izy noho ny soavaly ary lava orona tahaka ny boriky; [1.38]
Vocabulaire  6  Zoologie: mammifères
Tous les mots composés  7 voa roa ohatra ny dakam-boriky
Proverbes  8  Proverbes contenant ce mot
Article  9 Randzavola: boriky ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)10  boriky
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12 Olona donendrina, tsy mahalala na inona na inona fa bado velona: Ilay boriky vavy itỳ. [1.1]

Anagrammes  13 boriky, 14 kibiro, 15 kibory, 16 kiribo

Mis à jour le 2025/11/11