Entrée boto
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] ankizy lahy kely [Rakotosaona 1972]
   Zazalahy kely: Nifaninana hazakazaka ny boto kely ka nahafinaritra erỳ ny nijery azy
¶ Mpiasa an-trano fanirakiraka sy mpanao raharaha, mazàna voasisi-kevitra fanambaniana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a small boy [Hallanger 1973]
Définition française   [Taisaka] petit garçon, appellation des petits garçons [Deschamps 1936]
   petit garçon [Hallanger 1974]
Citations  

Entrée boto
Partie du discours   nom
Définition malgache   Volo mivondrona kely toa sanga eo an-tampondohan' ny vorona sasany [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  

2009/02/23