Entrée daba
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Sakalava] Omby fotsy, na sada fotsy, akana ra hasotroin' ny bila ka tonga mova tsy ny fatidrany ka na maty aza, tsy ihinanany akory [Rajemisa 1985]
Définition française   [Tankarana] boeuf voué, terme de tròmba. [David 1952 (takila D)]
Synonymes   dabaraha

Mis à jour le 2017/03/10