Entrée dabofoka
Partie du discours nom
Définition malgache Fianjerana, ka ny tena manontolo no indray mivongady sy midaboka amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Définition française Chute lourde; grande quantité [Abinal 1888]
Dérivations 

2013/09/05