Entrée dabokandro
Mots élémentaires daboka ; andro
Partie du discours nom
Explications en malgache Enti-milaza ny fiompiana omby atondraka, izany hoe asaina miraoka amin' ny tany be ahitra any an' efitra sy eny amin' ny andro fotsiny eny, ka matavy sy tonga vaventy (daboka). [1.1]
 Ny hoe daboka dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra [2.314]
Explications en anglais Oxen that are to be fattened, but allowed to wander about when satiated with food [1.2]
Exemples 
1Ireo ve no mba saiky hanaovan' ialahy dabokandro? [2.643]
2Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra. [2.314]
Vocabulaire 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/23