| Entrée | 1 damadama |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [Sakalava] Vatolampy na tany tsy misy zavamaniry eny amoron-dranomasina izay voasafotry ny rano rehefa misondrotra ny ranomasina ary miseho kosa rehefa mihemotra ny ranomasina
[1.1] |
| Vocabulaire | 4 Géographie: (en général) |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|