Entrée damosina > lamosina
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny faritry ny vatana mifamaly any ivoho amin' ny tratra sy ny kibo: Misy marary ato amin' ny lamosiko ato [1.1]
Explications en anglais The back [1.2, 1.7]
 [Mal. lamusir, the flesh of an animal's back] [1.2]
Explications en français Le dos [1.3, 1.8]
Exemples 
1Io no manosika antsika hanome lamosina na hiampanga azy. [1.369]
2dia manampy amin'ny fanamaivanana ny fanaintainanan'ny lamosina. [2.424]
3ary ny lamosina marary koa : ary satriko hiany mandry noho ny fanaintainan'ny andoha. [2.59]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Holonyme vatana
Co-méronymes hatoka, helika, kibo, loha, nono, sandry, soroka, takiba, takibaka, tanana, tongotra, tratra, vody, vozona
Proverbes