Entrée danesaka
Partie du discours nom
Définition malgache Fandeha tsy miraidraika, tsy rototra
¶ Fihetsika tsy maka sarotra
¶ Famindran' ireo matavy izay mamindra miadana sy miresaresa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise slowness, tardiness [Richardson 1885]
Définition française Lenteur et mollesse dans la démarche [Abinal 1888]
Dérivations 

2017/05/30