Entrée danidany
Partie du discours   nom
Définition malgache   Diridiry, fahafenoana izay mahatonga ho henjana, enti-milaza indrindra ny kibo feno rivotra na voky loatra, na ny amponga tsara henjana koa ka midoboka erỳ [Rajemisa 1985]
Définition française   Ballonnement, tension du ventre [Abinal 1888]
Vocabulaire  
Dérivations  

Entrée danidany
Partie du discours   adjectif
Définition française   [Tankarana] gonflé. [David 1952 (takila D)]

2017/05/31