Entrée dapà > lapaka
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] . Neodypsis canaliculatus Jum. (Arecaceae). Palmier dont le bourgeon terminal est réputé vénéneux. Il est en tout cas, amer et nauséeux. (Renseignements de Decary). Voir aussi lopaka. [1.196]
Nom scientifique Neodypsis canaliculatus
Vocabulaire 

Entrée dapà > lapa
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Tranon'ny mpanjaka [1.78]
 Trano itoeran' ny Andriamanjaka
Tokantrano tsara tarehy aoka izany na anjakan' ny fiadanana: Lapan' ny fahasambarana itỳ irano itỳ
Trano voafidy hanaovana famorana [1.1]
Explications en anglais A palace, the residence of the sovereign
The residence of a noble on his estate
The house appointed by a clan or family to perform the circumcision ceremonies
Any large house in a town or village used as a place of assembly [1.2]
 A palace [1.7]
Explications en français Palais [1.8]
Exemples 
1Ary trano natao Lapa dia Besakana; [2.59]
2Nezakezahany natosika ny varavaran'ny lapa; [2.588]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 
Article 

Entrée dapà > lapana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Sasatra, valaka, tsy manan-kery noho ny havizanana na hanoanana: Lapana ny vahoaka niandry ny filoha nandritra ny adiny efatra [1.1]

Entrée dapà > lapana
Partie du discours nom
Explications en anglais A provincial word for an umbrella. See elo [1.2]