Entrée demôkrasia
Partie du discours   nom
Définition malgache   fahefan' ny vahoaka
¶ fanjakana, fitondram-pirenena isehoan' ny fahefan' ny vahoaka [Akademia 2005]
Définition anglaise   democracy [3.1]
Définition française   démocratie [3.1]
Exemples  
1Maharitra roa na telo volana ny fandinihana azy io any amin' ny firenena anjakan' ny demokrasia. [ , 2006/10/20]
2Ny demokrasia sy ny feni-kevitra momba ny Fanjakana tan-dalàna no fototra iorenan'ny Repoblika. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Vocabulaire  
Origine   Français: démocratie.
Analogie   demôkraty ~ demôkratika

Mis à jour le 2017/07/17