|
|
|
|

Entrée 1  demôkraty
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 olona mandala ny demôkrasia [1.62#227]
Explications en anglais  4 democrat [3.1]
Explications en français  5 démocrate [3.1]
Exemples  6  Raha izany no miseho, tsy misy demokraty hanohitra fifidianana, tsy hisy afaka handà ny didy avoakan' io fifidianana io. [4.27]
Vocabulaire  7  Politique
Analogues  8  dem, 9  dem

Mis à jour le 2026/04/22