Entrée dengy
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Sihanaka] farihy lalina, tany nihotsaka na lavaka nokahon'ny rano [Rakotosaona 1972]
   lavaka mitsatoka anaty rano [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   prov. for antara [Richardson 1885]
Définition française   [Tankarana] précipice, abîme d'eau (antàra). [David 1952 (takila D)]
Définition française   fosse [SLP: Voambolana]

2017/03/10