Entrée diary
Partie du discours nom
Définition malgache Boky kely misy ny andro sy ny volana ao anatin' ny taona, izay matetika anamarihana ny asa atao na ny zavadehibe mitranga amin' ny andro tsirairay avy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a diary [Richardson 1885]
 an agenda [Hallanger 1973]
Définition française agenda [Hallanger 1974]
Origine Anglais: diary.
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Nalainy ny diary tany am-paosiny. [Rajaonarivelo: Bina, page 62]
2Rehefa voarehitra ny afo, dia novelariny ny diary, ka novakiny io teny io. [Rajohanesa: Kintana]
3Nampiasain'izy ireo ny diary hitadidiana ny vaninandro nahaterahan'ny zaza. [FOFAFIPE: Rosovola, page 123]

Entrée diary
Partie du discours nom
Définition anglaise diary, boky anoratana ny atao sy ny itadidiana ny zava-mitranga isan-andro [Hallanger 1969]

2017/07/26